Ianao no tara masoandroko (Rova_kely)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao no tara masoandroko
Mampitsikitsiky ahy mandritry ny androko
Manampy ahy amin'ny soa sy ny tsara
Ary tsy nisasatra nikarakara

Milamina ny saiko raha eo anilanao
Lavitra ny olan'izao tontonlo izao
Faly ny foko rehefa eo antratranao
tofoka fitia atolotrao

Ianao ilay mpanambitamby raha sendra
tomany
sady manampy ahy hizaka an'izany
....... ny fitiavana ifampizarantsika tsy ho lany na dia fandalovan fotsiny aza ny ety an-tany

Ny fehiny dia tsotra foana
ny foko dia vonona ny hitia anao foana
Hafatra kely avy ao am-poko ao
"TIAKO IANAO"
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1041 1
Mpakafy: Zou sam
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rova_kely
Nampiditra : Rova_kely
Daty : 16/02/2016 16:18
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135