soratro (SandratraIdealy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Soratro dia soratro ihany
Fa ilay silam-panahiko koa dia soratro tsy mety lany
Soratra tahaka ny vato tsy mety vaky
Ka mba tiko ho henoina ilay feonao mamaky

Soratro dia soratro ihany
Fa ianao soratro koa dia mafy nony tany
Ianao no soratro tahaka ny sora-tanako
Ka sora-pitiavana no hevitr'izany rahavako


Soratro dia soratro ihany
Soratra izay mampilamina ny foko
Fa ny soratro dia soratra tsy fahatany


Soratro dia soratro ihany
Nefa ny foko koa dia soratry ny fahasambarana
Ka ny soratro dia tsy famantarana

RANDIMBY


NB:Mila tsiny fa ts hitako ao @ mpanoratra ny anarako d il kafa no napetrako
--------
Rohy:
704 0
Hevitra mandeha
hery ( 08/11/2018 21:55)
Mila ampidirina ao amin'ny mpanoratra ny anaranao raha mbola tsy ao ka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : SandratraIdealy
Nampiditra : gameurndimbyecrivainjugador
Daty : 23/10/2018 12:39
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0128