Adala aminao (rtl)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Adala hono aho raha toa tsy mahakipy
Manina irery ao am-pandriako
Adala hono aho raha toa ka mitsiky
Hany mahatsiaro 'lay olon-tiako

Tsy ahoako anefa 'zay fanarabiany
Fa tiako iny ny ahy,tena tiako tokoa
Hany andro iray izy hahita ny tiany
Ho adala ny fony tahaka ny ahy koa
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1122 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rtl
Nampiditra : ikalo
Daty : 30/01/2007 15:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805