Hevitra momba ny Illegal Attraction

Hiverina amin'ny Illegal Attraction
Ruby ( 05/01/2007 16:48)
Ruby ihany no hampiditra hevitra.
Nosoratako io tononkaloio @ teny anglisy. Satria t@ izaho mbola nipetaraka tany @ tany niteny anglisy no nanoratra azy. Tara be t@ olona efa nanan-tompo aho ary izaho ihany koa mba nisy tompony t@ izay ary samy nahalala izahay. Anefa izahay nifampitara be fa nifampijery fotsiny no mba natao, sady samy nannontany tena ihany angamba hoe tena tia ahy ve izy ary sa tsia, ny fomba fijery aneaf dia tena lalina be sy feno fitiavana. Fa izy tsy nihetsika mihitsy fa nanaja ilay teo anilany malgre tout. De izaho narary be..dia nanoratra ity tonokalo ity ny niafarany.
simplex ( 05/01/2007 17:27)
Attraction is never illegal, my dear. May be tension, intentions and actions are illegal...

tsara fa tohizo
dailynews ( 05/01/2007 17:53)
Ka mety ilay bandy efa nanantompo angamba no nahatonga azy niteny izany??
Ruby ( 08/01/2007 14:39)
Simplex> ka raha io fomba firesakao io izany dia tsy hisy intsony ny tonokalo satria tsy afaka mivoaka ny zavatra izay tokony ho hisy. Mila creatif lesy a.
Raha tsy izany tsy hisy ilay hoe:
Lalaoviko ny volana ho anao.
Ilay masoandro mitsiky sns...
fa raha tahaka an i simplex daholo ny olona dia hoe: fa angaha ny volana azo lalaovina? fa angaha ny masoandro mitsiky???
dia tahaka izany ihany koa ny lohateny izay efa nofidiko ary hitako fa tsara be.
Ruby ( 08/01/2007 14:43)
Misaotra anefa nitsidika sy nametaraka hafatra :)
simplex ( 08/01/2007 20:05)
hahaha
masiaka zany ra ol :cry:,
ny tiako ho tenenina fotsiny hoe otran'ny hoe nanenanao le izy , tsy sahy enao nefa mbola vao attraction fotsiny le izy. D zay le koziako hoe tsy koi zany fa "go for it" ;)

azo lalaovina ny volana ary mitsiky ny masoandro :-P
Ruby ( 09/01/2007 16:35)
illegal ilay izy satria raha ny fiaraha monina no jerena dia tsy tokony akory izaho sy izy hifampitara fa crime hoy ny mpivavaka, satria fitiavana tsy marina. Satria izy an'olona ara dalana, izaho koa mba an olona ihany na dia mbola tsy araka ny lalana aza tam zay. Fa bon, efa lasa moa ilay fotoana ary izaho efa aty dago ka resahina dia tahaka ny hoe mora. Fa soa ihany kosa aloha izy fa tsy nihetsika e, raha tsy izany dia tena korontana be. Izaho aho faly am toerana misy ahy raha ny ara pitiavana.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095