Hevitra momba ny NANJARY TIAKO

Hiverina amin'ny NANJARY TIAKO
moi ( 28/04/2014 10:15)
Nanjary tiako kokoa ilay namako marina ! Tsy ampoizina tokoa ange e, fa dia nifanandrify teny ...
Ryana-1 ( 28/04/2014 10:34)
Tsara izany ry "Moi" a! Ny tononkalo voasoratra ve no nanjary nahatonga anao tia kokoa?
Mankasitraka e!
Azrael666 ( 9 andro lasa)
Raha mbola any ianao dia tiako ho fantatrao fa mbola misy mpankafy anao aty amin'ny 2026
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0555