Hevitra momba ny An'i malala
Hiverina amin'ny An'i malala
vale (
01/12/2005 22:43)
hay ve mba misy lehilahy mitia toy izany!!!
vale (
12/11/2006 01:32)
oups, miala tsiny izany Miadana a! hay ianao vehivavy!!
vale (
12/03/2007 00:13)
tss, azoko fa i miadana kay no nampiditra ny tononkalo! tsara be lay izy..raha mba izaho hono no mba misy manome tahaka izany koa an!!
