You are here: home > Vetso

Tanindrazana - samymalagasy na A. narindra

Azo vakiana?

Io lay madagasikara soa
Zay nahitana ny mamy sy ny mangidy
Tao ny fampijaliana sy fampaoriana
Zay nafaty olona maro tokoa

Io lay tanindrazantsika
Ka kolokoloy tsara
Satria io no lovaintsika sy ny taranantsika

Eny mantsy
raha andeha any amin-tany hafa dia voaraoka sy voatositosika
ka tsy aleo ihany ve eto an-TANINDRAZANA E!


samymalagasy na A.narindra

Mombamomba

Mpanoratra : samymalagasy na A. narindra

Nampiditra : samymalagasy
Daty : 16/07/2004
Mpamangy : 1000
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Tanindrazana