vonikazo mamy (SCHAYE ONE {AINA})

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ry zatovo vavy maotina
manga malefaka tao vonikazo
vonikaz mamy tiko hoetina
fanala idy ny tazo
mamy miotra ny tataely
manjelatra tao anjely
ianao ilay nofidiko
ianao ilay niriko
kananolorako fitiavana
ka tsy mba navalinao fandavana
izao ilay niafy
sady tsy napirafy
fa vonona isedra ny mafy
fitiavana mandramaty
ilay vonikazo mamy indridra
tsy afaka ato am-po ka lasa arety mifindra
@nao irery anef no tiko ifindrany
ka ianao vonikazo mamy atrany
nangataka aho tsy nolavinao
nanatona aho no raisinao
ny sisa teneniko anao
ny hoe:mba hovadiko ianao
--------
Rohy:
1357 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : SCHAYE ONE {AINA}
Nampiditra : schayeonejah
Daty : 15/01/2017 07:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092