tiako enao ry ilay zazavavy (schaye one poety)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiko enao ry ilay zazavavy
Enao nomba ataoko andefimandry
Nizaniza tsy andrava ilay fiarahana
Ninina zavatra atao de ifanome tanana
Nahantsa mideza aza
No andehanana ko mba haitako anao
Tsika ko ef olondehibe fa tsy zaza
Fa ny fitiavako tsy kilalao
Anilanao no tiko zazavavy
tsika sy ndry no ho lasa mpivady
Tsy vola na arena no angalaka an-kala
Efa safidy fa tsisy salasala
Hozy angamba enao oe za mananiany
Fa ny fanaiko sy foko efa lasanao any
Mba lazao amizay fa efa sasamiandry
Tsy tsapanao oe fitiavana mahery no ny sandry
Ka ampina fiafiana aloha
Ka izay mpanakora tsy asaina loha
Nifitiava tsika tony tanana sy vava
Ka raha maratra ny vava
Misafo ny tanana
Ka raha maratra ny tanana
Mitsoka ny vava
Tony lambanako ka faty no isarahana
Fa ilay fiavana vao misahana
Ka tsy maitsy mandalo ady sarotra
Ka ho zakaina na mora na sarotra
Fa ny fitiava tsika toy ny rano sy vary
Ka eny antanety tsy mifandao eny antsa tsy mifanary
Fitiavako anao tantely
Ny maminy tsisy very
Ny faikany anaboarako ankora an-tokatrano
--------
Rohy:
1807 1
Mpakafy: scayeonejah
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : schaye one poety
Nampiditra : scayeonejah
Daty : 08/10/2016 14:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144