Hevitra momba ny MALAHELO ANAO
Hiverina amin'ny MALAHELO ANAO
ramatoakely (
20/11/2007 10:21)
mankasitraka ny tononkalonao manokana ny tenako, sady mahampahatsiaro no mandatsa-dranomaso....
vololomanitra91 (
18/12/2007 08:54)
fiainana daholo izany retraretra izany!!!
Mankasitraka ny tononkalonao ny tenako!!!
vololomanitra
Mankasitraka ny tononkalonao ny tenako!!!
vololomanitra
blounous (
07/04/2008 13:11)
tsara sady mampahatsiaro zavatra satri tena iainanko le izy amizao fotoana izao
Soarilala (
28/05/2010 21:04)
tena tsara loatra, mampanembona mandra-pahatonga ilay fotoana hoe rahoviana indray
