Serasera (Sento)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Seraseran_dresadresaka Ahafahana miresaka Anehona ny ao an_do Ary koa reo vetsovetso_po Foko maro mifangaro Miserasera isan'andro Miresaka tsy misy akanavaka Na jentilisa na pivavaka la fantsa sy ny sisa Reo firenena tsita isa miserasera eto daolo Na tanora na fotsy volo Ndraindray misy maha tezitra Ny momba ireo evitra Tandremo tsy mahatanty Fa tsiky ahany d ampy
--------
Rohy:
Sokajy : Malalaka
981 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Sento
Nampiditra : Toms86
Daty : 31/10/2008 15:06
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014