Fitopolo taona - Shoan
Azo vakiana?
Fitopolo taona ...
Hirahira, fety sy kalokalo,
sa vetsovetson'ny mpandalo
ny taona miserana eto ihany
ka ho anao izahay no mihira androany
Feno fitopolo taona vé ianao ?
nefa toa tanora lalandava
sady miramiran-dava ...
Mba teneno hoe, ka lazao
ahoana ny fomba ataonao ?
Vory eto izahay izany
ka miarahaba anao androany
miara- mifaly sy mifandom-bera
ka miteny hoe ...
" Heureux Anniversaire"
Mombamomba
Mpanoratra : Shoan
Nampiditra : SHOANDaty : 18/08/2007
Mpamangy : 2121
Mankafy : 5
Tononkalo hafa
Krismasy SambatraAmitié ... by Shoan ...
Gris ... Rose ... by Shoan
Un jour ... by Shoan ...