You are here: home > Vetso

Ny fitiavana - sipagasy

Ny mahasembana indrindra: Ny tahotra
Ny andro tsara indrindra: Ny anio
Ny zavatra mora indrindra: Manao fahadisoana
Ny fahadisoana lehibe indrindra: Ny milavo lefona
Ny kilema lehibe indrindra: Ny fitiavan-tena
Ny fialam-boly lehibe indrindra: Ny asa
Ny fahavoazana ratsy indrindra: Ny famoizam-po
Ny mpampianatra tsara indrindra: Ny ankizy
Ny tena ilaina indrindra: Ny fahiratan-tsaina
Ny fihetsem-po ambany indrindra: Ny fialonana
Ny fanomezana tsara indrindra: Ny famelan-keloka
Ny fahalalana tsara indrindra: Ny tenanao
Ny zava- tsoa indrindra eto amin'izao tontolo izao:
                            NY FITIAVANA

Sokajy : Fiderana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : sipagasy

Nampiditra : sipagasy
Daty : 05/11/2003
Mpamangy : 1846
Mankafy : 0