Commentaire à propos de Mosara menamena

Revenir à Mosara menamena
Skual.R ( 03/08/2013 07:16)
araky ny hevitrareo, tononkalo sa sombin-tantara io?
hery ( 03/08/2013 09:09)
Humm. Maha ontsa ilay tantara.
raozigasy ( 05/08/2013 19:41)
Sombin-tantara io amiko, kanefa raha notantaraina tsy an-tononkalo io, dia angamba tsy nitovy ny akony teo am-pandraisana azy ee
ikalamako ( 07/08/2013 08:56)
Marina zany raozigasy fa raha natao lahatsoratra tsotra io dia ho hafa ny fiantefany aty amin'ny mpamaky an. Na dia nampoizina aza ny fizotry ny tantara dia lay ainga nanefena azy mihitsy no tena nahitsy toraka be any am-pon'ny mamaky.
ANARIM ( 07/08/2013 10:48)
... :(
Skual.R ( 10/08/2013 16:55)
Misaotra anareo nametraka hevitra e
andry 1000 ( 23/04/2015 05:54)
sombin-tantara natao tonokalo no fahazoako azy, tena tsara.... fa raha atao tantara aminy radio na atao film koa io tena milay be ! mahay nareo kah!! manaiky zah
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0145