NY FITIAVANA (slèm jâ)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tonga ity ilay ora,ilazako amin'ao fa za fa zaho tena voadona,ilay fitiavana mitsiry ato anatiko mameno ny aiko,fifaliana fahasambarana no miraikitra ato an-tsaiko,ny fitiavanao sisa no mba hangatahako hitodika,fa raha fity ny fety nena efa nidoboka,ka miangavy anao mba lazao izay ao ampon'ao ao fa aza mba mamela tsisy arona,fana dia masoandro mibaliaka aza io hiaretako tsisy satroka. MAHERY NANTENAINA(slem ja)""$EDJ$""EDDY JAGOIRE 18,+
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
890 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : slèm jâ
Nampiditra : andrianirina.slemja
Daty : 04/05/2016 17:51
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015