Dada sy Neny (tendrymisitery)

Lu par ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dada sy Neny sakaiza
Izay niaritra ny mafy
Niampofo sy nitaiza
Ny onjam-piainana nifafy
Indreo fa miainga vao maraina
Hamorona ny tsy ampy
Tsy mba misy horaka ny aina
Ny havizanana miampy
Tsy mahalala vizana izy
Ho an'ireto ankizy
Mitady vola isan'andro
Mba hividianana nahandro
--------
Lien:
Catégorie : Fiainana
133 1
Commentaires
tendrymisitery ( 17/02/2024 20:21)
Mila fanitsiana azafady
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : tendrymisitery
Inséré par : tendrymisitery
Date : 17/02/2024 20:17
Lectures
Lu par ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131