Mbola tia (Therry Emerson)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eto aho maminavina
Ny zavatra mety hiseho
Izaho anie mahalala tsy tiana
Saingy mbola tia anao rahateo
Izany no mahatonga ahy
Mbola misisika amianao
Ianao ilay naha_babo ny fanahy
Ka mbola tiako ny eo anilanao
Ka raha tsy anjara ny antsika
Dia tsarovy izao teniko izao
Ny fitiavanao ahy no mangatsika
Fa ny ahy kosa tehiriziko ao am_poko ao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
940 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Therry Emerson
Nampiditra : fenoniainaemerson
Daty : 26/12/2018 13:38
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136