(Tititiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)

--------
Rohy:
913 1
Mpakafy: tititiana
Hevitra mandeha
tsahanontaniana ( 09/12/2005 20:37)
Akory,
raha mba azo hatoa re mba ataovy tarogna gasy fa agnay kiambala tsa mba mahazo anio.zay no mba mahatonga anay mankaty @ site gasy aty.misaotra mialoha anoa Tompoko
tititiana ( 10/12/2005 11:58)
Misaotra betsaka anao tsahanontaniana nanambara ny hevitrao. Farany sady voalohany hanoratako tononkalo teny vahiny iny fa ny sisa rehatra dia ho ataoko @ ny tenintsika. Efa misy tononkalo vitsivitsy nalefako ao ka mino aho fa ho ankafizinao satria @ ny teny malagasy ary inoako fa hampiditra ny hevitrao ao indray ianao ka dia misaotra mialoha. Tititiana
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144