Hevitra momba ny Izy no tianao

Hiverina amin'ny Izy no tianao
rfanjav ( 20/10/2003 13:41)
Oay e, sambatra be ianao, tononkalo vaovao indray ve izany?

Fa izao e, sao dia lazainao fa hanao analyse anao eto indray aho,

lazao an'izay namoronanao an'io tononkalo io indray ary hoe : raha iray no lasa, mitotoa koba hatavy e! sa?!
hery ( 26/05/2005 11:30)
Nandeha tao amin'ny RVG izany ity omaly :-)
lanto ( 28/07/2012 20:53)
:-)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009