Hevitra momba ny Tsy haiko intsony

Hiverina amin'ny Tsy haiko intsony
Solei ( 03/10/2003 23:03)
Tsara ilay izy. Toa voatsindrona ny foko namaky io tononkalo io, indraindray ohatran'ny misy mahamarina azy ihany ny hoe aza dia tiavina aho mba ahafahako miatrika ny lalan-tsarotra ho diaviko.
Mazoto e!

Bakoly
rfanjav ( 14/10/2003 15:43)
Fa nahoana no dia mitalaho mafy e!
Oully ( 16/12/2003 17:59)
Mbola ho hainao ihany izy indray andro any!
hendry ( 08/05/2004 12:06)
Koa maninona raha enao no miezaka tsy ho tia azy fa tsy izy no iangavianao tsy hitia anao?
Tsara!
Clarys ( 09/06/2004 08:42)
Tsy mety le tsy mitia fa le tsy tiavina no mety ! hi hi hi ! ary ty bandy mpanoratra ity anie sao dé tsy hainareo fa efa nahita fitiavana maro é ! Tsy hoe mpilalao fa tena niaina ! hi hi hi hi ! Marina io an !
hery ( 09/06/2004 09:14)
:)
Misy fotoana ilay hoe mitia fotsiny. Mitia ianao fa tsy tianao ilay tiavin'ilay olona satria raha vao mitia ilay olona dia fatotra d'office izay. Aleo ianao ihany no mitia dia libre ianao rehefa avy eo.
Jhi ( 28/12/2004 02:39)
Tsara raha misy sento toy itony fa ny indro kely dé izao : diso mifapibaby loatra ny "anao " "izaho " sy ireo wé "a" izay miafara amin'ny "a" na "o" ; fa ny hitako ihany koa dia diso miady rima loatra ny anao !
Hasivo ventiny anie é !
Porofo : miteny i"solei" wé voatsindrona ny fony !!!
Zany wé , tadidio ah , fa ny zavatra hiantefan'ny fô dia rava hoazy , mora foana tsy fitadidy ; tsy misy lanjany ! koa tsy miteny zah wé tsy misy lanjany ny anao fa , hantefao koussa any amin'ny wé zavatra haMBA">MBA">mbambo ny fon'ny olona iray ny mamaky azy , ary miantefa ny amin'ny fiainam-pitiavana izay hakana lesona !
Zay fa ho entina hanatsarana azy io é !
Jhi ?
arihando ( 02/07/2009 08:14)
Aza mitia fa tiava e
Mazotoa
Malita ( 09/10/2009 11:57)
Tena tsara anefa ilay izy, tsy hitako mintsy izay lesoka, mambabo fo...
radarta ( 08/02/2011 20:01)
aingam-panahy ny tononkalo ka tsy hita oe to miady rima lotra na manao ahoana, arakaraky ny mpanoratra iany io, raha tena avy ao anaty izy de mande oazy fa ra ezahina ho foronina na hianarana de zay no ratsy, amiko TENA TSARA ilay aingam-panahinao,mety iany ko alo ilay oe "Aza dia tiavina aho..." maina zany sarotra ny hanadino,fa aleo adinoina
De mazoto eh!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094