Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Tsy nangalatra aho
Hiverina amin'ny Tsy nangalatra aho
dadatsima (
22/02/2012 22:43)
Mampatsiahy ilay hira hoe MOA ADISOAKO VE RAHA NIFANOJO NY MASONTSIKA? Asana henonareo iny hira iny na tsia
Zoom140268 (
23/02/2012 08:33)
Dia ampiana ilay hiran'i Abel Andriarimalala manao hoe "Tsy maninona aho!Ianao no voafitaky ny eritreritrao!Izaho tsy mitalaho!Tsy ilaiko akory ny fiverenanao!"
zonia (
13/03/2012 17:11)
Salama va!
Misaotra Zo a.
Efa somary niova kely ny fanoratraeo raha ny oharina t@ taona 90 tany ho any. Lasa fohifohy avokoa ny tononkalonareo izay vinaniko eto. Hasa, tsisy fotoana nohon'ny fanaovan-gazety angaha!?
Efa ela Zafy Reary no nitady Zo t@ ity site ity. Izy ity mantsy no any fialam-boliko aty @ famitana irika aty afrika be korontana aty. Mafy ny ady ity ; hany miverina indraindray ny aingam-panahy, dia ireo atolotr'i Zonia @ mpamaky tononkaloko ireo. Zary Reary ihany anie no Zonia.
Mila tononkira avy @nareo RaZo. @ mey 2012 aho no mody ka hanao zavatra matianina eo @ sehitry ny mozika ka mila mpanoratra afaka miara- miasa.
Ok. Vloma.

14/03/2012 09:03)
Salama e!
Zafy Reary?Ndriana ve sa iza moa?
Misaotra eeeeeeeeeee!
Dia tongava soa aty an-tanĂ na izany amin'ny volana mey!
Ok