Ianao mantsy iny (twotah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ry zazavavy izay miserana
izay manaitra ity fijery
zary babonao ny foko
ary lasanao irery

ianao mantsy no nofidiko
tao anaty lolo maro
ka iriko ho olo-tiko
ka tsy tiko hafangaro

(atolotro manokana ho an'i moon ity tononkalo ity)
--------
Rohy:
Sokajy : FITIAVANA
1005 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : twotah
Nampiditra : twotah
Daty : 22/07/2005 14:09
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131