You are here: home > Vetso

Indrisy - Vanilla

Azo vakiana?

  indrisy, tapitra ny antsika
nefa ny fo malahelo
mahatsiaro ny volana mibaliaka
izay mahatonga ahy mamelovelo
..............@ manaraka ny tohiny

Hevitra mandeha

jaory (25/05/2004 18:14:24)

Mino aho fa tsara be ny tohin'io
tononkalonao io an!
De aza atao ela ny tohiny fa maika ny hamaky izahay
Bey
JAORY

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Vanilla

Nampiditra : aidan
Daty : 25/05/2004
Mpamangy : 936
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Iny ranomasina iny!