Ianao (Velondrery)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao ry ilay notiaviko
ianao tsy mba nolaviko
fa indrisy akehitriny
zary niova ilay fahiny

reo diantananao
tavela antratrako ao
ny tambitambinao tsy foiko
zary lasa nofinofiko

ankehtriny lasa enao
tsy ita fa nandao
ny indro sisa mba tevela
di ilay ampaham-bera

tiako enao nefa indrisy............!
--------
Rohy:
Sokajy : Fahatsiarovana
1025 0
Hevitra mandeha
Raletsy ( 22/05/2007 14:33)
ENAO sa ianao no fanoratana azy?
ITA sa hita ?
DIANTANANA teny roa
misaraka izany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Velondrery
Nampiditra : beto
Daty : 06/04/2007 12:54
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135