Soratra (Xray)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SoratraEntiko manohitra
Ny tsy rariny
Ny alahelo sy ny tariny
Soratra
Ataoko ohatra
Akako maminy
Anaovako ny sariny
Soratra
Ataoko tohatra
Hiakarako any an-danitra
Soratra
Soratro
Sarotra
#Xray (RAVONJINIRINA Mario) 11/06/2015 01:05
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo