Commentaire à propos de IZAHO SY IANAO
Revenir à IZAHO SY IANAO
yarnjat (
25/06/2014 18:57)
Indraindray na dia efa misaraka aza dia mbola misy foana ny fitiavana ary toa vao maika miha-mivaivay izany indrindra rehefa eny antanan'olon-kafa ilay tianao taloha, dia samy miahiahy eo nefa tsy afaka manoatra intsony,efa samy voafatotra fa mifandainga rehefa mihaona hoe mbola tsisy solony e!
