Hevitra momba ny Eny ambanivohitra eny

Hiverina amin'ny Eny ambanivohitra eny
Raï Tsitoh Mi'kalo ( 14 andro lasa)
Misaotra an'i Ikalamako namaly ny fangatahana mba hiantsa????
ikalamako ( 11 andro lasa)
tsisy fisaorana namana a. Alefa tsikelikely fa lasa marobe ny fangatahana nony niha-niroso tamin'ny fiantsana isika. Fa ianareo ihany koa ange afaka miantsa azy e. Mba anjaranay indray ny mihaino anareo amin'izay, hihihi.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115