Hevitra momba an'i Skual

Hiverina amin'i Skual
Skual.R ( 10/06/2013 16:27)
Tsy manery ny aingam-panahy aho fa teren'ny aingam-panahy
raozigasy ( 10/06/2013 23:11)
misy afaka hifanoratana aminao ve ?
iheriarilala ( 17 andro lasa)
Efa lasa tokoa mantsy ianao ry Skual.
Tena nankafy ny tononkalonao aho.
Tsaroana foana.
Azrael666 ( 3 andro lasa)
efa ela ve no lasa ity skull ity?
iheriarilala ( 17 ora lasa)
30 Aogositra 2023 izy no nodimandry araka ity lahatsoratra ity.
https://www.facebook.com/100064200275060/posts/686558580160812/?app=fbl
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089