Hevitra momba ny NY FOROKO
Hiverina amin'ny NY FOROKO
hery (
2 andro lasa)
Toa sarotra antsaina be izany tononkalo izany :-)
TosakaMg (
17 ora lasa)
izany ve? tsy sarotra antsaina io ka. Paika efatra arahina dia ario )mangina) amin'ny fahaefatra na atambaro amin'ny paika voalohany manaraka ilay fahaefatra. andramo ange é! mankasitraka
