You are here: home > Vetso

Avoss jah

Ny Olona Efa Matimbola
Sady Efa Jamban'i Vola
Ka Nefa, Mafy Ny Fiainana
Tsy Misy Itarainana

Tsy Hatao Hakivy  Anefa Izany
Raha Mbola Eto An_tany
Ny Marina Efa Takotra Ny Vola
Tsy Hita Izay Anaova Azy

Hevitra mandeha

avoss Jah (30/11/2017 10:51:48)

Mpanoratra Avoss Jah

avoss Jah (30/11/2017 19:25:20)

takariva mijery lanitra manga,
ny mijery azy matamagna,
iny kintana mibaliaka iny,
no ahatsiarovako anao iny,
vao nahita anao zao ohatrany tsy eto an_tany,
manonofy antsika roa agny am_paradisa any,
tsapako fa tena sambatra ao,
raha mety hiaraka aminao,
tsy mandry ny saiko,
andro aman'alina,
ianao foana no tsaroako,
amin'ny isak'alina.

Hametraka hevitra

Midira aloha