Zagnahary Tsy Mitahy Mand - Avoss jah
Azo vakiana?
Zagnahary Tsy Mitahy Mandry
Mila Mampiasa Coco Fa Tsisy Idirany e Sandry
Tsy Maintsy Mijaly Vao Mahita Gne Mamy
Raha Te Ho Tafita Ambon'ny Tany
Aza Mialony Ny Vitan'ny Hafa
Fa Mila Miketrika Mafy Raha Te Ho Tafa
Aza Kivikivy Amin'ny Zavatra Atao
Fa Manaova Izay Tratran'ny Herinao
Gne Vitany Gne Say Tsy Vitany e Sandry
Gne Vitany Gne Zoky Mety Tsy Ho Vitany e Zandry
Tsisy Raha Tsovita Gne Fisainany
Raha Mbola Misy Tanjona
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
hery (02/09/2019 17:25:13)
Ito ve ilay misy feony iny? :-)
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Avoss jah
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 02/09/2019
Mpamangy : 206
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
InspirakoLaGuerre
Hafaliana
Mba Omeo
Miandry
Fahavaratra
Nahatonga Aho Mpanoratra
Manankarena & Mahantra
Ny Fianarana
Manina