You are here: home > Vetso

Ny Fianarana - Avoss jah

Azo vakiana?

Ny Fianarana Dia Tsara
Anovozana Fahalalana
Ampianaro Ny Zaza
Fa Ny Fianarana Dia Tsara
Manabe Sy Mitaiza Ny Ankizy
Mba Ahavitany Ny Adidy
Maro Ny Zaza Te Hianatra
Tsy Afaka Nony Fahantrana
Raha Mbola Velo Ianareo Rayamandreny
Mba Ampianaro Ny Ankizy Ry Ray Amandreny
Ka Noho Hampianaro Ny Zaza
Mba Tsy Ho Very Ny Lova Tsara.

__mpanoratra :Avoss(nomeniavo Ndh)__

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

avoss Jah (03/12/2017 13:12:49)

Ça Va

Hametraka hevitra

Midira aloha