Mbola ho avy (JNB)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ny androany
tsy ny ampitso koa anefa no hamaritra ny hoavy
tomany androany
tsiky rahampitso
saingy tsy mamaritra na inona na inona anefa izany
saingy matetika ilay tsy irina faona no tonga eo
saingy mbola hoavy indray andro any
ilay tsy eo matetika ka hanjaka izy amin'izay!
--------
Rohy:
Sokajy : aingam-panahy
1167 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : JNB
Nampiditra : james01
Daty : 03/04/2016 16:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137