Rehefa injao (JNB)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mitsiky aho,faly manao izao sy izaofa rehefa injao miserana an-tsaina ny hoavy
dia io fa mihondrika tampoka
amin'ny fisentona tsy ferana
dia avy eo misaina
inona tokoa moa no tena azoko antenaina
mihondrika aho nefa hitraka hitsiky ihany
vinany sendra nandalo izany
ny androany akory tsy ho rahampitso,ahiahy miserana ihany!
--------
Rohy:
Sokajy :
aingam-panahy