You are here: home > Vetso

Ny lasako - JNB

Ny lasako tsy aiko adinoina    Ny lasa ve izany tsy maintsy tsaroana?       Ny lasako anefa lasa feno nenina     Saingy tsy aiko adinoina fa miserana matetika

Mombamomba

Mpanoratra : JNB

Nampiditra : james01
Daty : 16/11/2016
Mpamangy : 254
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

NOFY
Rehefa injao
VERY
Nihondrik'izy
Ny antsika!
Raha mba fantany!
Takariva
Alina indray
Rahoviana ihany?
Lasa

Hametraka hevitra

Midira aloha