Ny ANY AMINAY (julien rakotonirina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny any aminay mantsy
Tiko fona na dia ratsy
Fa nahitako ny mamy
Ka tsy hadinoko izany

Na aty atanilavitra aza ekena
Ary tsy kivy fa manantena
Fa mbola hody indray andro any
mba ialana ireo jaly jaly

Mamy ny mody mba marina
Zay miezaka ihiany no tafarina
Tiko Ka hajaiko ny taniko
Ny any aminay no mamiko
--------
Rohy:
Sokajy : Fiaraha-monina
1314 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : julien rakotonirina
Nampiditra : julienrakotonirina5
Daty : 17/12/2017 19:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014