SIMEONA (julien rakotonirina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indro izahay fa efa manoloana
Amin'izao 13em faran'ny tona
Itondra ny anjara izay efa voaomana
Ho atolotray ho atsika fiangonana

Tsy oe voaomana be arakizany
Fa zay mba vitanay tato ihiany
No zaraina samy mahazo
Mba hamelona anao izay mitady halazo

Simeona aloha no anaran'ny kilasy
Sokajy zatovo no ahitana azy
Tsimanavakavaka saranga sy fiavina
Fa raisinay doly zay manam-panirina

Raha ny zava-bitanay no tenenina
Misy ny lesoka tokony arenina
Misy koa ny tsara zay tsy azo afenina
Ny firaisankina no tina tenenina

Raha ny fianarandesona indray
Anisany mazoto izahay
Tsy oe mazoto be arakizany koa
Ndraindray koa zay mba voa

Raha ho tantaraina eto avokoa
Lany ny fotonatsika ry havana
Amin'ny manaraka ato misimisy kokoa
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka
677 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : julien rakotonirina
Nampiditra : julienrakotonirina5
Daty : 25/12/2017 05:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0821