Radio OASIS 106.4 fm (julien rakotonirina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Onjampeo tena misyNy radio Oasis
Raisinao amin'ny maridrefy106.4fm de andramO vetivety
Izy io de radio arampilazatsara
Hita mivelatra ary tena tsara

Manabe sy mitaiza
Ny namana antsakaiza
Mikolokolo sy manatsara
Atramin'ny zanaka amam-para

Io ilay onjam-peo maminao
Izay manova fiainana ho vaovao
Efa mivelatra manerana ny Nosy
Afaka miheno daholy na mainty enao na fotsy

Fa hahazo tombotsoa sarobidy
Azo maimaimpona fa tsy amidy
Koa manasa anao ary mba hieno
Ireo manodidina anao koa mba teneno
--------
Rohy:
Sokajy : Fiderana
1103 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : julien rakotonirina
Nampiditra : julienrakotonirina5
Daty : 17/12/2017 07:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0168