AZA ANONTANIANA!!! (RATRA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iangaviko ianao mba tsy hanontany
Ary avelao ny vavako tsy hiteny fa hangina
Avelao ny masoko hirara-tomany
Satria ny foko misento fa nilaozan-tina
.
Aza apetraka amiko ilay hoe nahoana
Satria manjary tsaroako iren lasa taloha
Faleo aho hitomany hisaona
Hamoy ny lasako izay tsy hifoha
.
'lay hoe maninona aza apetraka amiko
Ary tonia ianao f'aza manahy
Satria izao 'lay onjan'ny tany nindramiko
Ary izao koa angamba no anjara ho ahy (...)
.
.
diapenin'i: RATRA
17/Fév/2016
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Fitiavana
1131 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RATRA
Nampiditra : Maintsondratra
Daty : 05/11/2016 18:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133