You are here: home > Vetso

FITIA LEFY HERY - RMA

Ranon'erika mijojo ,orana mivatravatra
ianao tsy niherika na tojo ,nanao ahy ho toy ny olona tsy fantatra!
Aiza anefa ny fahiny ,isika raha mifankahita tsy nifakafoy!
Kanefa ankehitriny ,na dia tsiky iray aza tsy nisy nahafoy!
(HITOHY)  

Sokajy : Alahelo

Hametraka hevitra

Midira aloha