Insérer une photo
Inséré par :
radoandrianiaina2
Date : 06/05/2017 15:12
Visite : 1716
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 06/05/2017 15:12
Visite : 1716
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Andry
Andrianiaina radomalala herizo no anarany feno, teraka tamin'ny tamin'ny 5 mai 1992 tao Antsenavolo Mananjary, Nianatra tao amin'ny Licee aceem izy ka nahazo ny marim-pahaizana tao amin'io sekoly io tamin'ny 2011, i Jean josepha RABEARIVELO no mpanoratra ankafiziny . tononkalo no tena nahafantarana an'i Rado Andrianiaina fa manoratra tantara forononina iany koa izy. Raha ny toetrany dia olona malefaka malemy fanahy tokoa i Andry hita taratra amin'ireo tononkalo nosoratan'izany, lehibe tamin'irony fianakaviana sahirana irony izy ka anisany tena misongadina amin'ny asa-sorany ny fahatrana. Tsy mpanoratra aho hoy i Andry(Rado Andrianiaina) fa saingy manana asa-soratra, izay tsy mena-mitahy amin'ny hafa, na izany ary dia hiriko hoy izy ny ho lasa mpanoratra malaza saingy tsy hasolo ny toeran'ny Rado ANDRIAMANANTENA fa afaka mampanantena kosa ny anao izay mitovitovy amin'ny asa-sorany.
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/andry