Commentaire sur anjy
Retour vers anjy
anjy (
12/11/2016 12:15)
i anjy, tovolahy mandala ary mankafy ny tononkalo malagasy, ny tonkalo ihany koa no hany ampy anehoako ny fihetsempoko
misaotra anao mbola mamaky ny tononkalo nosoratako
misaotra anao mbola mamaky ny tononkalo nosoratako
lirah22 (
14/11/2016 14:12)
tsy misy fisaorana fa ianao no hisaorana mbola manandratra hatrany ny kanto malagasy
anjy (
06/04/2017 07:48)
misaotra anao,