Insérer une photo
Inséré par :
bmw307
Date : 08/08/2006 23:16
Visite : 727
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 08/08/2006 23:16
Visite : 727
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
bmw307
ZAVA-PONARaha ny tiako no holazaina de tsihoita tanisaina.
Fa ny fo no mitaraina de tsimaintsy ho tantaraina
tsy voasoratra ara_boky fa miverina ao antsina
bediabe no mitaraina kaizany nolazaina.
Tsy hakiviana sanatria no nanoratako ity
fatsy hitako izay tena tia mba hanaovako sonia
ny eritreritra de lasa, ny fotoana very foana
izay rehetra nokinasa de to nanjary zavapoana
efa maro izay no lasa ,na ny andro na ny taona
de izaho no nikasa, mba hampitombo ny finoana
mba hiezaka hitraka, nefa mbola izany foana
no handaniana ny fotoana @zavatra efa fohana
mba nitsapa indray aho tamin'itony serasera
ny mpikambana rehatra de to hozary ho masera
nefa izaho anie mba bandy fa tsiniova ho frera
tao anatin'ity serasera.
Ra ny marina no lazaina ,serasera toy tony
bedebe no manantsaina, mampirisika hitony
marobe ireo hevitra, entina hampitony anao
fa ity no tena hafa , de ny tononkalonao
mpanoratra: bmw37
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/bmw307
Poèmes ( 0)
Aucun poème trouvé.
Lectures
Pas encore lu