Insérer une photo Inséré par : bogosssy
Date : 26/10/2004 15:50
Visite : 641
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

bogosssy

Toa vary menamena
No amidy eny an-tsena
Nefa ny fo-ko raha jerena
Efa io no fanekena
Ny fitiavako anao
Zary ataona kilalao
Maninona enao raha milaza
Tsy tiko enao fa mbola zaza
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/bogosssy
Poèmes ( 0)

Aucun poème trouvé.

Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires
jerico ( 26/10/2004 16:01)
misotra fa tena milay ilay izy papa aa!
ary tena mpanoratra angaha nareo izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125