Insérer une photo
Inséré par :
dodo
Date : 04/03/2004 12:55
Visite : 737
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 04/03/2004 12:55
Visite : 737
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
dodo
Nankaiza enao malalafa nakaiza ilay malala no nitsaha kalo
irery aho androany nefa izy tsy nandalo
ho tanisaiko an-tsoratra ireo zava-bita
satria lay olon-tiako lasa tany am-pita
tadidy sisa no tavela
izany ve no fandresena?
ny ranomasoko efa ritra
ny foko voatritra
miaina sisa no atao
manantena zava-baovao
hahita olon-kafa hotiavina
ary ho ahy irery ihany no hoaviny
nefa indrisy ...............tsy afaka aho
satria ny foko efa anao
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/dodo
Poèmes ( 0)
Aucun poème trouvé.
Lectures
Pas encore lu