Insérer une photo
Inséré par :
nikopol
Date : 24/11/2004 19:42
Visite : 14854
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 2 Admirer
Insérer un poème Date : 24/11/2004 19:42
Visite : 14854
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 2 Admirer
E.D. ANDRIAMALALA
E.D. Andriamalala dia mpanoratra kalaza nanome aina ny asa-soratra malagasy. Maro ny tantara nosoratany, anisan'izany ny "Fofombadiko". Tsy tantara fe tantara fotsiny nefa no nosoratany, fa nisy sangan'asa hafa nataony toy ny " Harem-pirenena " na "Maty ve Ratsimandrava?" .Nametraka tononkalo iray nosoratany ao amin'ny vetso aho mba ho mariky ny fanetrehan-tena hananako eo anoloan'ny asa rehetra navelany ho an'ny taranaka aty afara.
Nikopol
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ed-andriamalala