Insérer une photo Inséré par : FONISAHI
Date : 20/06/2006 07:32
Visite : 568
Poèmes: 0 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

FONISAHI

NY ANDRAIKITRA
Misy feo miantso ahy sy ise
Mba hiofana ka handeha hanabe
Ho fanilo loha lalana ho toky
Ho Mpiandraikitra mendrika ho zoky

Indro aho manolon-tena tsy ho kivy
Hifofotra hamita ireo adidy
Ka na mafy aza ireo kinasa voavina
Ho tanterahiko am-pitsikiana

Ho sarotra izay rehetra haleha
Raha tsy mazava ny fototra hoenti-manabe
Koa andeha hiofana hanefy tena
Hiasa ho an'ny Tompo sy ny Firenena

Koa mirosoa k'aza mba miverina
Sahia mijoroa, ho tena vavolombelona
Ho mpanompo tsara re izao
Mandehanaa hetseho mafy ny herinao
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/fonisahi
Poèmes ( 0)

Aucun poème trouvé.

Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0128