Insérer une photo Inséré par : Gidjashy2
Date : 25/03/2015 14:45
Visite : 936
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Gidjsashy

teraka tamin'ny 20 aogositra 1996 i Rakotomalala Salohy Gideona(Gidjshy)
zazalahy ary nanomboka nanoratra teo amin( ny faha 12 taonany
mikasika ny fitiavana politika sosily ary ekonomika izany saingy aminy maha tanora azy dia mibahana kokoa ny resaka fitiavana.misy ireo tononkalo zay niarahana tamin'ireo namana mpanorata hafa.Ny tanjony dia hampita hafatra sy fahalalana hoan'ny rehetra.kilasy faha ç no nijanonana nianatra niana ny fiainan andrenivohitra sy ambanivohitra.Nianatra nikabary nandritra ny 02 taona mba hanatsarana ny asa soratra naraony
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/gidjsashy
Poèmes ( 1)
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires
Gidjashy2 ( 25/03/2015 14:46)
Tsy ny tsara loatra fa ny kely hay mba hapita amin'ny olndrehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137