Insérer une photo
Inséré par :
Iony
Date : 10/12/2005 06:13
Visite : 3076
Poèmes: 11 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 10/12/2005 06:13
Visite : 3076
Poèmes: 11 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Iony
Tovovavy mbola mpianatra aho.Ny fialam-boly tiako indrindra dia ny mihira. Mba manandrana manoratra aho fa tsy dia manana aingam-panahy loatra nefa manantena aho fa mba misy horaisinareo ihany ny asa soratro. Raha misy fanehoan-kevitra tianareo ambara dia vonona aho ny handray izany fa dia misaotra mialoha.
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/iony
Poèmes ( 11)
Lectures
Derniers commentaires
hasiniony
(
10/11/2011 17:44)
Iony ah, za koa tena tsy manana an'izany aingam-panahy zany! Fa ny teneniko andri fotsiny de zao: "ny zavatra rehetra dia azo sainina avokoa, ary izay voasaina diamisy"!!! Mahereza fa tsy maintsy mahita fahafinaretana ao anatin'ny soratra tsika eh...