Commentaire sur josoa poeta

Retour vers josoa poeta
roberthinos ( 29/07/2014 13:29)
izaho mpanoratra anarana zay voalaza teo aloha dia vonona hanao izay mba tratrako amin'ny tononkaloko ho alefako amin'ity Serasera tsara ity
zavatra tena hiainana andavan'andro izay rehetra voasoratra ato ,fa ny fitiavana no tena voasoratra matetika ato satria io no matetika miseho amin'ny fiainako rehetra ary efa voasoratra amin'ny vondrona miaina amin'ny kanto avokoa izany asa soratrako izany tiko tokoa ny manao satimaka ( centiment) amin'ny alalan'ny tononkalom-pitiavana ireny ary misy mankafy ary misy ny manambany ka nefa tena efa hiainako ilay izy ,koa izany no mahasarika aho hiditra tato amin'ny serasera izao ,zaho raha teo ko ko mo tia mikitikitika sy miditra lalina amin'itony internet itony satria eto ambodin'internet isan'andro aho no miasa ( Cyber)

ko mahatokia fa hiezaka zay mba vitako aho
ary mbola tena ao anatin'ny fahazotoana tanteraka tokoa zaho amin'izao sady mbola tsy manambady fa vao 18taona sy 6 vola aho izao
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009